Jeremia 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hihaino ihany angamba izy ireo, ka samy hiala amin’ny lalan-dratsiny.+ Dia hanenenako ny loza noeritreretiko hamelezana azy ho valin’ny ratsy nataony.+ Mika 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Koa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Mikasa hahatonga loza+ hamelezana an’ity taranaka ity aho,+ ka tsy ho afa-miala amin’izany ianareo.+ Amin’izay, dia tsy hianjonanjona intsony ianareo rehefa mandeha,+ satria ho fotoam-pahoriana izany.+
3 Hihaino ihany angamba izy ireo, ka samy hiala amin’ny lalan-dratsiny.+ Dia hanenenako ny loza noeritreretiko hamelezana azy ho valin’ny ratsy nataony.+
3 “Koa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Mikasa hahatonga loza+ hamelezana an’ity taranaka ity aho,+ ka tsy ho afa-miala amin’izany ianareo.+ Amin’izay, dia tsy hianjonanjona intsony ianareo rehefa mandeha,+ satria ho fotoam-pahoriana izany.+