FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Misasà ianareo,+ ary midiova.+ Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,+ ary aza manao ratsy intsony.+

  • Isaia 55:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany,+ ary ny mpanisy ratsy olona hahafoy ny heviny.+ Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy.+ Ary aoka izy hiverina amin’Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+

  • Jeremia 36:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Angamba hohenoin’ny taranak’i Joda ihany ny loza rehetra eritreretiko hatao aminy.+ Amin’izay dia hiala amin’ny lalan-dratsiny ny tsirairay,+ ka havelako ny fahadisoany sy ny fahotany.”+

  • Ezekiela 18:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “‘Ary raha miala amin’ny ratsy fanaony ny ratsy fanahy ka manao ny rariny sady manao izay mahitsy,+ dia ny tenany ihany no hitsimbina ny ainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara