6 Nafoinao ny olonao, dia ny taranak’i Jakoba.+ Fa lasa feno fanao avy any Atsinanana+ ny taniny, ary mampiasa herin’ny maizina+ izy ireo toy ny ataon’ny Filistinina, sady feno zanaky ny hafa firenena eo aminy.+
13 Mba diniho ihany ny fahadisoanao, fa ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao ange no nodikainao e!+ Tsy nihaino ny feoko ianao, fa nandehandeha tetsy sy teroa, nankany amin’ireo vahiny+ teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra”,+ hoy i Jehovah.’”