1 Mpanjaka 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nanatona i Zedekia zanak’i Kenana, ka namely tehamaina+ an’i Mikaia, sady nanao hoe: “Taiza ny lalana nivoahan’ny fanahin’i Jehovah tamiko mba hiteny tamin’ialahy?”+
24 Ary nanatona i Zedekia zanak’i Kenana, ka namely tehamaina+ an’i Mikaia, sady nanao hoe: “Taiza ny lalana nivoahan’ny fanahin’i Jehovah tamiko mba hiteny tamin’ialahy?”+