Salamo 52:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ny hanisy ratsy no kendren’ny lelanao, izay maranitra toy ny hareza,+Sady mamitaka.+ Ohabolana 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Samy vitan’ny lela na ny mahafaty na ny mahavelona,+ ary izay tia mampiasa azy dia hijinja ny vokany.+
21 Samy vitan’ny lela na ny mahafaty na ny mahavelona,+ ary izay tia mampiasa azy dia hijinja ny vokany.+