25 Tandremo ny tongotrao mba tsy hiala kapa, ary ny tendanao mba tsy hangetaheta.+ Hoy anefa ianao: ‘Aza manantena an’izany!+ Fa efa raiki-pitia amin’ny vahiny+ aho, ka handeha hanaraka azy.’+
15 “‘Natoky ny hatsaran-tarehinao anefa ianao+ ka nanjary nivaro-tena satria nalaza.+ Nanaram-po nivaro-tena tamin’ny mpandalo rehetra ianao,+ ka nafoinao ho an’ireny ny hatsaran-tarehinao.