Salamo 38:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa mamela-pandrika ireo mifofo ny aiko.+Miresaka fampahoriana ireo mitady hanisy ratsy ahy,+Ary mingonongonona milaza fitaka foana izy ireo.+ Salamo 64:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mikiry miteny zava-dratsy ireny,+Ary milaza ny hanafina fandrika,+Ka manao hoe: “Iza no hahita an’izany?”+ Salamo 140:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manafina fandrika hahazoana ahy ireo manandra-tena.+Ary tady maro no apetrany eny amoron-dalana ho harato hamandrihana ahy.+Mamela-pandrika ho ahy+ izy ireo. Sela.
12 Fa mamela-pandrika ireo mifofo ny aiko.+Miresaka fampahoriana ireo mitady hanisy ratsy ahy,+Ary mingonongonona milaza fitaka foana izy ireo.+
5 Mikiry miteny zava-dratsy ireny,+Ary milaza ny hanafina fandrika,+Ka manao hoe: “Iza no hahita an’izany?”+
5 Manafina fandrika hahazoana ahy ireo manandra-tena.+Ary tady maro no apetrany eny amoron-dalana ho harato hamandrihana ahy.+Mamela-pandrika ho ahy+ izy ireo. Sela.