2 Tantara 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo+ ary hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+ Jeremia 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia i Jerosalema, sy ireo tanànan’i Joda sy ny mpanjakany ary ny andrianany, mba ho rava tanteraka ireo ka higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona ary ho fanozonana, toy ny amin’izao andro izao;+
21 Ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo+ ary hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+
18 dia i Jerosalema, sy ireo tanànan’i Joda sy ny mpanjakany ary ny andrianany, mba ho rava tanteraka ireo ka higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona ary ho fanozonana, toy ny amin’izao andro izao;+