FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny alitara nataon’ireo mpanjakan’ny Joda teo an-tampon’ilay efitra tany an-tampon-tranon’i+ Ahaza, sy ny alitara+ nataon’i Manase teo amin’ny tokotany roa teo ivelan’ny tranon’i Jehovah, dia narodan’ny mpanjaka ka notorotoroiny teo. Dia nafafiny teny amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona ny vovony.

  • 2 Mpanjaka 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nopotipotehin’i+ Josia koa ny tsangambato masina, ary nokapainy ny tsato-kazo masina, ka nofenoiny taolam-paty ny toerana nisy an’ireny.

  • Salamo 79:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+

      Nolotoiny ny tempolinao masina,+

      Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+

  • Ezekiela 7:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Havelako horobain’ny hafa firenena sy hobaboin’ny ratsy fanahy eto an-tany ireny,+ ka hozimbazimbainy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara