FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hanjary haloto sahala amin’i Tofeta ireo trano ao Jerosalema sy ny tranon’ireo mpanjakan’ny Joda.+ Eny, haloto ny trano rehetra izay nanolorana fanatitra teny an-tampony, izany hoe nanolorana setroka ho sorona ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sady nandrarahana fanatitra zava-pisotro ho an’andriamani-kafa.’”+

  • Zefania 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Haringako koa ireo mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sy ireo miankohoka+ ka mianiana amin’ny anaran’i Jehovah+ sady mianiana amin’ny anaran’i Malkama,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara