Asan’ny Apostoly 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nosamboriny izy roa lahy ka nataony am-ponja mandra-pahatongan’ny ampitso,+ satria efa hariva tamin’izay.
3 Dia nosamboriny izy roa lahy ka nataony am-ponja mandra-pahatongan’ny ampitso,+ satria efa hariva tamin’izay.