Salamo 47:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+ Salamo 66:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Avia ianareo hijery ny asan’Andriamanitra.+Mampahatahotra ny zavatra ataony ho an’ny zanak’olombelona.+
2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+
5 Avia ianareo hijery ny asan’Andriamanitra.+Mampahatahotra ny zavatra ataony ho an’ny zanak’olombelona.+