Salamo 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho menatra+ be sy ho very hevitra tanteraka ny fahavaloko rehetra,Hiverina ireny, ka ho menatra avy hatrany.+ Salamo 35:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+Ireo faly amin’ny fahavoazako.+Aoka hitafy henatra+ sy fahafaham-baraka ireo mirehareha manohitra ahy.+ Salamo 40:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+Ireo mifofo ny aiko mba hamonoana ahy.+Aoka hiverin-dalana sy ho afa-baraka ireo faly amin’ny fahavoazako.+ Jeremia 23:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hataoko mitondra latsa sy fahafaham-baraka mandritra ny fotoana tsy voafetra ianareo, ary tsy hohadinoina mihitsy izany.”’”+
10 Ho menatra+ be sy ho very hevitra tanteraka ny fahavaloko rehetra,Hiverina ireny, ka ho menatra avy hatrany.+
26 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+Ireo faly amin’ny fahavoazako.+Aoka hitafy henatra+ sy fahafaham-baraka ireo mirehareha manohitra ahy.+
14 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+Ireo mifofo ny aiko mba hamonoana ahy.+Aoka hiverin-dalana sy ho afa-baraka ireo faly amin’ny fahavoazako.+
40 Hataoko mitondra latsa sy fahafaham-baraka mandritra ny fotoana tsy voafetra ianareo, ary tsy hohadinoina mihitsy izany.”’”+