FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Momba ahy+ toy ny lehilahy mahery sy mampahatahotra anefa i Jehovah,+ ka ho tafintohina sy tsy haharesy ireo mpanenjika ahy.+ Ho menatra be tokoa izy ireo satria tsy hahomby. Ary tsy hohadinoina ny fahafaham-baraka hahazo azy, fa haharitra hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+

  • Jeremia 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hataoko mangovitra ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita ny manjo azy ireo. Hataoko mahita loza koa izy ireo any amin’ny fanjakana rehetra eto an-tany,+ ka holatsaina sy ho lasa teny fanarabiana sy ho teny fanesoana+ ary ho fanozonana+ any amin’ny toerana rehetra hanaparitahako azy.+

  • Jeremia 42:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Fa hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Toy ny nanamparako ny fahatezerako sy ny fahavinirako tamin’ny mponin’i Jerosalema,+ no hanamparako ny fahatezerako aminareo raha mankany Ejipta ianareo. Ho olom-boaozona sy higagan’ny olona ianareo ary ho voaozona sy holatsaina.+ Tsy hahita ity toerana ity intsony koa ianareo.’+

  • Daniela 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Jehovah ô, nanao ny rariny foana ianao.+ Koa aoka re tsy ho tezitra intsony ianao e, na hisafoaka amin’i Jerosalema tanànanao sy tendrombohitrao masina.+ Fa noho ny fahotanay sy ny fahadisoan’ny razanay+ no nahatonga an’i Jerosalema sy ny olonao holatsain’izay rehetra manodidina anay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara