19 Mangotikotika ny tsinaiko, mangotikotika ny tsinaiko! Mijaly mafy ny foko ka mila ho vaky.+ Midobodoboka ny foko ato anatiko.+ Tsy afaka ny hangina aho satria feon’anjombona no reko, eny, fanairana rehefa misy ady.+
22 Aoka hisy fidradradradrana ho re avy ao an-tranon’izy ireo rehefa asainao manafika azy tampoka ny mpandroba.+ Nihady lavaka mantsy izy ireo mba hisamborana ahy, ary nanisy fandrika miafina mba hamandrihana ny tongotro.+