Isaia 63:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nikomy anefa izy ireo,+ ka nanao izay hampalahelo ny fanahiny masina.+ Koa nanjary fahavalon’izy ireo izy+ ka niady taminy.+ Fitomaniana 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanjary toy ny fahavalo i Jehovah.+ Naripany ny Israely.+Nolevoniny avokoa ny tilikambo fonenana,+ ary noravany ireo toerany voaro mafy.+Nampitomboiny ny fisaonana sy ny fitomaniana tao amin’i Joda zanakavavy.+
10 Nikomy anefa izy ireo,+ ka nanao izay hampalahelo ny fanahiny masina.+ Koa nanjary fahavalon’izy ireo izy+ ka niady taminy.+
5 Nanjary toy ny fahavalo i Jehovah.+ Naripany ny Israely.+Nolevoniny avokoa ny tilikambo fonenana,+ ary noravany ireo toerany voaro mafy.+Nampitomboiny ny fisaonana sy ny fitomaniana tao amin’i Joda zanakavavy.+