Joba 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa novonjeko ny ory izay niantso vonjy,+Sy ny kamboty ray, ary ny tsy nanan-kamonjy.+ Salamo 72:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka hitsara ny olonao araka ny rariny izy,+Ary hitsara an’ireo olonao ory, araka ny hitsiny.+ Isaia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mianara manao ny tsara,+ katsaho ny rariny,+ anaro ny mpampahory,+ omeo rariny ny kamboty ray,+ ary miadia ho an’ny mpitondratena.”+
17 Mianara manao ny tsara,+ katsaho ny rariny,+ anaro ny mpampahory,+ omeo rariny ny kamboty ray,+ ary miadia ho an’ny mpitondratena.”+