Isaia 54:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy hisy hahomby izay fiadiana amboarina hamelezana anao,+ ary homelohinao eo amin’ny fitsarana ny lela rehetra manohitra anao.+ Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah,+ sy fahamarinany avy amiko”, hoy i Jehovah.+ Jeremia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany, ary honina tsy hanana ahiahy+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.’”+
17 Tsy hisy hahomby izay fiadiana amboarina hamelezana anao,+ ary homelohinao eo amin’ny fitsarana ny lela rehetra manohitra anao.+ Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah,+ sy fahamarinany avy amiko”, hoy i Jehovah.+
16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany, ary honina tsy hanana ahiahy+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.’”+