Isaia 45:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ny Israely kosa hovonjena noho izy tafaray amin’i Jehovah,+ eny, hahazo famonjena mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Tsy ho menatra+ ianareo na ho afa-baraka,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.
17 Fa ny Israely kosa hovonjena noho izy tafaray amin’i Jehovah,+ eny, hahazo famonjena mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Tsy ho menatra+ ianareo na ho afa-baraka,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.