Jeremia 30:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho tezitra mafy i Jehovah ary tsy hitony mihitsy ny fahatezerany raha tsy efa vitany sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany.+
24 Ho tezitra mafy i Jehovah ary tsy hitony mihitsy ny fahatezerany raha tsy efa vitany sy tanterany ny hevitra ao am-pony.+ Handinika izany ianareo any am-parany.+