-
Genesisy 49:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Avy eo dia nantsoin’i Jakoba ireo zanany lahy, ka hoy izy: “Avia daholo ianareo mba hilazako izay hitranga aminareo any am-parany.
-
-
Ezekiela 38:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “‘“Hodinihiko ny momba anao rehefa afaka andro maro. Ary rehefa hifarana ny taona maro, dia ho avy ianao ka hankao amin’ny tanin’ireo+ olona tsy matin-tsabatra, izay tafangona avy any amin’ny firenena maro,+ ka nentina teny amin’ny tendrombohitr’i Israely izay efa rava teo foana. Nivoaka avy any amin’ireo firenena ny mponin’io tany io ary monina tsy amin’ahiahy izy rehetra.+
-