Jeremia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Efa fantatro ianao talohan’ny namoronako anao tany am-bohoka,+ ary efa nohamasiniko ianao talohan’ny nivoahanao avy tao an-kibo.+ Koa notendreko ho mpaminany ho an’ireo firenena ianao.” Jeremia 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary manendry anao hanana fahefana eo amin’ireo firenena sy fanjakana+ aho anio, mba hanongotra sy handrodana, handringana sy handrava,+ ary hanorina sy hamboly.”+
5 “Efa fantatro ianao talohan’ny namoronako anao tany am-bohoka,+ ary efa nohamasiniko ianao talohan’ny nivoahanao avy tao an-kibo.+ Koa notendreko ho mpaminany ho an’ireo firenena ianao.”
10 Ary manendry anao hanana fahefana eo amin’ireo firenena sy fanjakana+ aho anio, mba hanongotra sy handrodana, handringana sy handrava,+ ary hanorina sy hamboly.”+