Jeremia 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia hisotro izy ireo ka hivembena sy hanao hoatran’ny adala, noho ny sabatra alefako eo amin’izy ireo.”+ Jeremia 50:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Voa mafy ny rano ao aminy ka ritra,+ fa tany feno sary sokitra izy.+ Manao hadalana foana ny mpivavaka amin’ireny satria mahita fahitana mampahatahotra.
16 Dia hisotro izy ireo ka hivembena sy hanao hoatran’ny adala, noho ny sabatra alefako eo amin’izy ireo.”+
38 Voa mafy ny rano ao aminy ka ritra,+ fa tany feno sary sokitra izy.+ Manao hadalana foana ny mpivavaka amin’ireny satria mahita fahitana mampahatahotra.