FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Kaopy volamena teny an-tanan’i Jehovah i Babylona,+ ka nataon’i Babylona izay hahamamo ny tany rehetra.+ Nisotro tamin’ny divainy ireo firenena,+ ka izany no nahatonga an’ireny hanao hadalana foana.+

  • Fitomaniana 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mifalia sy miravoravoa,+ ry zanakavavin’i Edoma,+ izay mipetraka any Oza.+

      Hampandalovina eo aminao koa ny kaopy,+ ka ho mamo ianao ary hiboridana.+

  • Ezekiela 23:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hosotroinao sy hotaperinao izany,+ fa ireo vakivakin’ilay kaopy tanimanga kosa hokepokepohinao. Ary hosintontsintoninao ny nononao.+ “Fa izaho no miteny izany”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’

  • Nahoma 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ho mamo koa ianao,+ ka ho voafina.+ Ary hitady fiarovana any amin’ny fahavalo ianao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara