2 Tantara 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ankoatra an’izay nentin’ny mpivaro-mandeha sy ny mpandraharaha.+ Nitondra volafotsy sy volamena ho an’i Solomona koa, ny mpanjaka rehetran’ny Arabo+ sy ireo governoran’ilay tany. Jeremia 49:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Mitsangàna ka miakara hiady amin’ilay firenena mandry feizay+ sy monina tsy manana ahiahy!”,+ hoy i Jehovah. “Tsy misy varavarana na bara hidiny ny tanànany. Ary mitoka-monina izy.+
14 ankoatra an’izay nentin’ny mpivaro-mandeha sy ny mpandraharaha.+ Nitondra volafotsy sy volamena ho an’i Solomona koa, ny mpanjaka rehetran’ny Arabo+ sy ireo governoran’ilay tany.
31 “Mitsangàna ka miakara hiady amin’ilay firenena mandry feizay+ sy monina tsy manana ahiahy!”,+ hoy i Jehovah. “Tsy misy varavarana na bara hidiny ny tanànany. Ary mitoka-monina izy.+