FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia haringako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho eo anatrehako,+ ary ny Israely hatao teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra.

  • Jeremia 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa hataoko sahala amin’i Silo+ ity trano niantsoana ny anarako ity,+ na dia itokisanareo aza.+ Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razanareo ity.

  • Daniela 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino,+ ry Andriamanitro ô! Ahirato ny masonao ka jereo ny faharavan’ny tanànanay izay nantsoina tamin’ny anaranao.+ Fa tsy noho ny fahamarinanay no italahoanay eto anatrehanao,+ fa noho ny famindram-ponao lehibe.+

  • 1 Petera 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izao mantsy no fotoana voatondro hanombohan’ny fitsarana eo amin’ny ankohonan’Andriamanitra.+ Koa raha manomboka amintsika+ izany, hanao ahoana no hiafaran’ireo tsy mankatò ny vaovao tsaran’Andriamanitra?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara