Isaia 58:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 “Miantsoantsoa faran’izay mafy, fa aza miahotrahotra mihitsy.+ Ataovy mafy toy ny feon’anjombona ny feonao, ka lazao amin’ny oloko ny fikomiany,+ ary amin’ny taranak’i Jakoba ny fahotany. Jeremia 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy anefa i Jehovah tamiko: “Aza manao hoe: ‘Mbola zaza ihany aho.’ Fa mandehana any amin’izay rehetra hanirahako anao, ary izay rehetra handidiako anao no ambarao.+
58 “Miantsoantsoa faran’izay mafy, fa aza miahotrahotra mihitsy.+ Ataovy mafy toy ny feon’anjombona ny feonao, ka lazao amin’ny oloko ny fikomiany,+ ary amin’ny taranak’i Jakoba ny fahotany.
7 Hoy anefa i Jehovah tamiko: “Aza manao hoe: ‘Mbola zaza ihany aho.’ Fa mandehana any amin’izay rehetra hanirahako anao, ary izay rehetra handidiako anao no ambarao.+