Jeremia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Fa ianao kosa misikìna,*+ ary mitsangàna ka ambarao amin’izy ireo izay rehetra andidiako anao. Aza mihorohoro noho ny amin’izy ireo,+ sao ianao indray no hataoko mihorohoro eo anatrehany.
17 “Fa ianao kosa misikìna,*+ ary mitsangàna ka ambarao amin’izy ireo izay rehetra andidiako anao. Aza mihorohoro noho ny amin’izy ireo,+ sao ianao indray no hataoko mihorohoro eo anatrehany.