Ohabolana 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa sitrak’i Jehovah ny ataon’ny olona,+ na ny fahavalony aza hampihavaniny aminy.+ Jeremia 38:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Ratsy daholo ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany, fa natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy mba ho faty+ mosary+ ao. Tsy misy mofo intsony mantsy ato an-tanàna.”
9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Ratsy daholo ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany, fa natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy mba ho faty+ mosary+ ao. Tsy misy mofo intsony mantsy ato an-tanàna.”