2 Tantara 36:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy, ary tsy mba nanetry tena+ teo anatrehan’i Jeremia+ mpaminany,+ izay niteny araka ny didin’i Jehovah.
12 Nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy, ary tsy mba nanetry tena+ teo anatrehan’i Jeremia+ mpaminany,+ izay niteny araka ny didin’i Jehovah.