FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia navoakan’i Nebokadnezara ny zava-tsarobidy rehetra notehirizina tao an-tranon’i Jehovah, sy ny zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’ny mpanjaka.+ Ary nopotipotehiny ny fitaovana volamena rehetra+ nataon’i Solomona mpanjakan’ny Israely tao amin’ny tempolin’i Jehovah, araka izay nolazain’i Jehovah.

  • Jeremia 27:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao no nolazaiko tamin’ny mpisorona sy ny vahoaka manontolo: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany izay milaza aminareo hoe: “Ho tafaverina tsy ho ela avy any Babylona ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah!”+ Fa lainga ny faminaniana lazainy aminareo.+

  • Daniela 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’ny farany, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanan’i Nebokadnezara i Joiakima mpanjakan’ny Joda,+ sy ny fitaovana+ sasany tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra. Ary nentin’i Nebokadnezara tany Sinara,+ ho ao an-tranon’andriamaniny ireny, ka nataony tao amin’ny fitehirizan-karenan’ny andriamaniny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara