FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary nataon’i Solomona tsikelikely ny fitaovana rehetra momba ny tranon’i Jehovah: Ny alitara+ volamena sy ny latabatra+ volamena fitoeran’ny mofo aseho,

  • 2 Tantara 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nanao fitoeran-jiro+ volamena izy ka fitoeran-jiro folo mitovy no napetrany tao amin’ny tempoly,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+

  • 2 Tantara 36:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tamin’ny fiandohan’ny taona,+ dia naniraka ny mpanompony+ i Nebokadnezara Mpanjaka, ka nentina ho any aminy tany Babylona+ i Joiakina mbamin’ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah.+ Ary nataony mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Zedekia+ rahalahin-drain’i Joiakina.+

  • Ezra 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary navoakan’i Kyrosy Mpanjaka ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ izay nentin’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema+ sy nataony tao an-tranon’andriamaniny.+

  • Jeremia 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ato anatin’ny roa taona, dia haveriko eto amin’ity toerana ity ny fitaovana rehetra tao an-tranon’i Jehovah, izay nalain’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ teto, ka nentiny any Babylona.’”

  • Daniela 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Rehefa mamomamon’ny divay+ i Belsazara, dia nasainy nalaina ireo kaopy volamena sy volafotsy,+ izay nalain’i Nebokadnezara rainy* avy tao amin’ny tempoly tany Jerosalema. Nasainy nalaina izany mba hisotroan’ny mpanjaka sy ny olo-manan-kajany, mbamin’ny vadikeliny sy ny vadiny hafa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara