13 Dia hoy aho: “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Izao no lazain’ny mpaminany amin’izy ireo: ‘Tsy ho azon-tsabatra ianareo, ary tsy hisy mosary hahazo anareo, fa tena fiadanana kosa no homeko anareo eto amin’ity toerana ity.’”+
10 Nampaniasia ny oloko mantsy izy ireo rehefa nilaza hoe: “Fiadanana!”, nefa tsy misy fiadanana akory.+ Manangana rindrina hanasaraka efitra ny olona, fa ny hafa kosa manisy lalotra fotsy+ aminy, nefa ho very maina+ fotsiny ny lalotra nataony.’