Jeremia 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Jehovah tamiko: ‘Manamboara tady sy zioga+ ka ataovy eo am-bozonao izany.+ Jeremia 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nesorin’i Hanania mpaminany teny am-bozon’i Jeremia mpaminany ilay zioga, ka notapahiny.+