FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia+ mpisoronabe tamin’i Safana+ mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.

  • Jeremia 26:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Narovan’i Ahikama+ zanak’i Safana+ koa i Jeremia, mba tsy hatolotra hovonoin’ny vahoaka.+

  • Jeremia 39:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nandefa iraka haka an’i Jeremia tany amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ izy ireo. Dia natolony an’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana,+ izy mba hoentiny any an-tranony. Koa nonina teo amin’ny vahoaka i Jeremia.

  • Ezekiela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anti-panahy fitopolo+ anisan’ny taranak’Israely no nijoro teo anoloan’ireny, ary niara-nijoro tamin’izy ireo teo i Jazania zanak’i Safana.+ Samy nitondra ny fitaovany fandoroana emboka manitra izy ireo, ary niakatra ny hanitr’ilay emboka manitra nodorana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara