Deoteronomia 28:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Hitera-dahy sy hitera-bavy ianao, nefa tsy ho anao foana izy ireo satria ho lasa babo.+ Jeremia 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely: ‘Tsara toa an’ireo aviavy tsara ireo no fahitako ny mponin’i Joda natao sesitany, izay noroahiko niala teto amin’ity toerana ity ka nalefako any amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+
5 “Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely: ‘Tsara toa an’ireo aviavy tsara ireo no fahitako ny mponin’i Joda natao sesitany, izay noroahiko niala teto amin’ity toerana ity ka nalefako any amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+