23 Ary aoka hotanterahina amin-kafanam-po+ avokoa ny baikon’Andriamanitry+ ny lanitra ho an’ny tranon’ilay Andriamanitry ny lanitra,+ sao hiharan’ny fahatezerana ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany.+
2 sy ho an’ny mpanjaka+ ary ho an’izay rehetra mitana toerana ambony,+ mba hananantsika fiainana tony sy milamina hatrany, ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sy ny fahamendrehana tanteraka.+