Jeremia 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Tsy naniraka an’ireo mpaminany ireo aho, nefa mbola nihazakazaka nanao izany ihany izy. Tsy niteny tamin’izy ireo aho nefa mbola naminany ihany izy.+ Jeremia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy koa i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania+ mpaminany: “Henoy ny teniko, azafady, ry Hanania! Tsy naniraka anao i Jehovah, fa ianao no nahatonga an’ity vahoaka ity hatoky lainga.+
21 “Tsy naniraka an’ireo mpaminany ireo aho, nefa mbola nihazakazaka nanao izany ihany izy. Tsy niteny tamin’izy ireo aho nefa mbola naminany ihany izy.+
15 Hoy koa i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania+ mpaminany: “Henoy ny teniko, azafady, ry Hanania! Tsy naniraka anao i Jehovah, fa ianao no nahatonga an’ity vahoaka ity hatoky lainga.+