-
Jeremia 28:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Tamin’iny taona iny ihany, izany hoe teo am-piandohan’ny fanjakan’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny volana fahadimy, tamin’ny taona fahefatra, dia niteny tamiko tao an-tranon’i Jehovah teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka manontolo i Hanania+ zanak’i Azora, mpaminany avy any Gibeona,+ nanao hoe:
-