Jeremia 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+ noho izay any an-tsainy.+ Tsy nihaino izay nolazaiko mantsy izy, sady tsy niraharaha ny lalàko.”+ Jeremia 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 sy tsy mihaino ny tenin’ny mpaminany mpanompoko izay nirahiko ho any aminareo, ary nifoha maraina mihitsy aza aho mba haniraka azy ireny, nefa tsy nihaino ianareo,+ Asan’ny Apostoly 28:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa efa nanjary donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa nandre ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, sao hahita ny masony sy handre ny sofiny ary hahazo ny hevitr’izany ny fony, dia hiverina izy ka hositraniko.”’+
19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+ noho izay any an-tsainy.+ Tsy nihaino izay nolazaiko mantsy izy, sady tsy niraharaha ny lalàko.”+
5 sy tsy mihaino ny tenin’ny mpaminany mpanompoko izay nirahiko ho any aminareo, ary nifoha maraina mihitsy aza aho mba haniraka azy ireny, nefa tsy nihaino ianareo,+
27 Fa efa nanjary donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa nandre ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, sao hahita ny masony sy handre ny sofiny ary hahazo ny hevitr’izany ny fony, dia hiverina izy ka hositraniko.”’+