-
2 Mpanjaka 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 I Jehovah anefa efa nampitandrina+ foana ny Israely+ sy ny Joda,+ tamin’ny alalan’ny mpaminaniny+ rehetra sy ny mpahita+ rehetra, nanao hoe: “Mialà amin’ny lalan-dratsinareo+ ary tandremo ny didiko+ sy ny fitsipiko,+ araka ny lalàna+ rehetra izay nandidiako ny razanareo+ sy nalefako tany aminareo tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompoko.”+
-
-
Jeremia 25:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Efa hatramin’ny taona fahatelo ambin’ny folo nanjakan’i Josia+ zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka mandraka androany, eny, tao anatin’izay telo amby roapolo taona izay, dia tonga tamiko ny tenin’i Jehovah, ary niteny taminareo foana aho, ka nifoha maraina mba hiteny taminareo, nefa tsy nihaino ianareo.+
-