FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 24:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely: ‘Tsara toa an’ireo aviavy tsara ireo no fahitako ny mponin’i Joda natao sesitany, izay noroahiko niala teto amin’ity toerana ity ka nalefako any amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+

  • Mika 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aoka ianao hanaintaina mafy ka hanena toy ny vehivavy eo am-piterahana,+ ry zanakavavin’i Ziona. Fa hivoaka avy ao an-tanàna ianao ary honina any an-tsaha,+ ka ho tonga hatrany Babylona.+ Any no hanafahana anao,+ ary any i Jehovah no hanavotra anao eo am-pelatanan’ny fahavalonao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara