FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary i Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ireo mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’ireo nanao ny andraikiny tamin’ny toerana masina.

  • Nomery 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ary ny andraikitr’i+ Eleazara zanak’i Arona mpisorona dia ny menaky+ ny jiro sy ny emboka manitra+ sy ny fanatitra varimbazaha atolotra tsy tapaka+ ary ny menaka masina fanosorana,+ eny, andraikiny ny tranolay manontolo sy ny ao anatiny rehetra, izany hoe ny toerana masina sy ny fitaovany.”

  • Jeremia 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nihaino an’i Jeremia i Pasora mpisorona, taranak’i Imera,+ rehefa nilaza izany faminaniana izany izy. Lehiben’ny mpiadidy tao an-tranon’i Jehovah+ io Pasora io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara