FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsinontsinona aminareo mpandalo rehetra ve izany? Jereo ka diniho:+

      Mba misy fijaliana mafy toy izao manjo ahy izao ve,+

      Izay fahoriana avy amin’i Jehovah, amin’ny andro ampiharany ny fahatezerany mafy?+

  • Daniela 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Mandritra izany fotoana izany, dia hitsangana i Mikaela,+ ilay andriana+ lehibe, izay mitsangana+ hiaro ny zanaky ny firenenao.+ Ary hisy fotoam-pahoriana mbola tsy nisy toa azy, hatrizay nisian’ny firenena ka hatramin’izany fotoana izany.+ Mandritra izany fotoana izany, dia ho afa-mandositra ny firenenao,+ dia izay rehetra hita voasoratra ao amin’ny boky.+

  • Matio 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa amin’izany fotoana izany, dia hisy fahoriana lehibe+ izay mbola tsy nisy toa azy hatramin’ny niandohan’izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny,+ sady tsy hisy intsony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara