5 Ary hampidirin’i Jehovah Andriamanitrao ao amin’ilay tany nalain’ny razanao ho fananany ianao, ka halainao ho fanananao tokoa izany. Dia hanasoa anao izy sady hahamaro anao mihoatra noho ny razanao.+
22 Hataoko maro be ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny Levita manompo ahy,+ ka ho maro sahala amin’ireo zavatra eny amin’ny lanitra izay tsy hita isa, sy ho toy ny fasika any an-dranomasina izay tsy voafatra.’”+