FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 92:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hiroborobo ireo nambolena tao an-tranon’i Jehovah,+

      Sy tao an-tokotanin’ny tranon’Andriamanitsika.+

  • Isaia 37:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary izay tafavoaka velona amin’ny taranak’i Joda, eny, izay sisa miangana,+ dia hamaka lalina sy hamokatra.+

  • Isaia 60:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny vitsy ho lasa arivo, ary ny kely ho lasa firenena mahery.+ Izaho Jehovah no hanafaingana izany amin’ny fotoanany.”+

  • Jeremia 30:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hisy fisaorana avy amin’izy ireo ary hisy feon’olona mifaly eo amin’izy ireo.+ Hataoko maro be ny taranany, fa tsy ho vitsy.+ Ary hataoko maro an’isa izy ireo, ka tsy hisy hanao tsinontsinona azy.+

  • Hosea 14:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ho toy ny ando aho amin’ny Israely.+ Koa hamony toy ny lisy izy, ary hamaka toy ny hazon’i Libanona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara