FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hodioviko izy ireo ho afaka amin’ny fahadisoana rehetra nanotany tamiko.+ Ary havelako daholo izay fahadisoana nanotany tamiko sy nandikany ny lalàko.+

  • Jeremia 50:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Ary amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hokarohina izay mety ho fahadisoan’ny Israely+ nefa tsy hisy, ary hokarohina ny fahotan’ny Joda+ nefa tsy ho hita, fa hamela ny helok’ireo navelako hiangana aho.”+

  • Mika 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+

  • Matio 26:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa ity no*+ rako, dia ‘ny ran’ny+ fifanekena’+ izay halatsaka ho an’ny maro+ ho famelan-keloka.+

  • Romanina 11:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary izany no fifanekena ataoko amin’izy ireo,+ rehefa esoriko ny fahotany.”+

  • Hebreo 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hamindra fo amin’ny tsy fahamarinana nataony aho, ary tsy hotsarovako+ intsony mihitsy ny fahotany.’”+

  • Hebreo 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa izany no mahatonga azy ho mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao. Amin’izay dia hahazo fampanantenana ny amin’ny lova mandrakizay+ ireo voantso. Fa maty i Kristy mba hanafahana azy ireo amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ ka hanavotana azy ireo tamin’ny fandikan-dalàna teo ambanin’ilay fifanekena taloha.+

  • Hebreo 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 dia hoy koa izy io avy eo: “Ary tsy hotsarovako intsony mihitsy ny fahotany sy ny fandikan-dalàna nataony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara