8 Hidina aho hanafaka azy eo an-tanan’ny Ejipsianina,+ ka hitondra azy hiala amin’izany tany izany mba hiakatra ho any amin’ny tany soa sady malalaka, dia tany tondra-dronono sy tantely+ izay tanin’ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+
5 mba hanatanterahako ny fianianana nataoko tamin’ny razanareo,+ dia ny hanome azy an’ilay tany tondra-dronono sy tantely,+ toy ny amin’izao anio izao.’”’”