FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa nitso-drano azy izy hoe:

      “Enga anie i Abrama hotahin’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+

      Mpanao ny lanitra sy ny tany!+

  • Salamo 102:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Efa hatramin’ny ela ianao no nametraka ny fototry ny tany,+

      Ary asan’ny tananao ny lanitra.+

  • Isaia 45:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpamorona ny lanitra,+ Ilay tena Andriamanitra,+ ilay Mpamolavola ny tany sy Mpanao azy,+ Ilay nanao azy ho mafy orina,+ ary tsy hoe tsy misy antony ny namoronany azy fa nataony honenana:+ “Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa.+

  • Apokalypsy 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona+ mandrakizay mandrakizay,+ izay namorona ny lanitra mbamin’izay ao aminy sy ny tany+ mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy,+ ka nanao hoe: “Tsy hisy hataka andro+ intsony,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara