Ohabolana 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy mba hanana ahiahy ny olona tsy mivadika,+ fa ny mpamitaka kosa ho fantatra eny ihany.+ Mika 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mba henoy izao, ry lohandohany eo amin’ny taranak’i Jakoba sy ianareo mpifehy eo amin’ny taranak’i Israely,+ izay mankahala ny rariny sy mampibilaka an’izay rehetra mahitsy,+
9 Mba henoy izao, ry lohandohany eo amin’ny taranak’i Jakoba sy ianareo mpifehy eo amin’ny taranak’i Israely,+ izay mankahala ny rariny sy mampibilaka an’izay rehetra mahitsy,+